Teny iditra fikidondona (kidondona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mikidondona, izany hoe mamoaka feo toy ny an' ny zavatra hoboka aty [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05