Teny iditra fikikisana (kiky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana sombiny miraikitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Décapage. [Voambolana: Toe-karena: fanorenana]
Corrosion. [Voambolana: Simia] [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20