Teny iditra fikisinana (kisina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20