Teny iditra fikitoatoavana (kitoatoa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovan-javatra tsy am-piheverana fa izay alehany alehany any fotsiny [Rajemisa 1985]

2009/02/23