Teny iditra fikitra (kitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny enti-milaza tongotr' angely afatotra amin' ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra fikitra (kitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fikitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitazonana mafy, fisarangotana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as fihitra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Action de se cramponner, de saisir fortement, de persister, de s’appliquer, opiniâtreté. Ce mot synonyme de fihitra, mais plus généralement usité, se conjugue de la même manière. [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra fikitra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana frantsay   [Tankarana] petit et mince. [David 1952 (takila F)]
Fitovian-keviteny   fihitra

2017/10/25