Teny iditra fikitrana (kitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famporisihana hiady; fanakorontanana, fanakotranana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action d'exciter, de poursuivre [Abinal 1888]

Teny iditra fikitrana (kitrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay manière de résonner
¶ l'état de ce qui est en grand nombre [Abinal 1888]

Teny iditra fikitrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] siège, lit. [David 1952 (takila K)]
Teny mitovy hevitra fikatrana ~ kitra

2017/03/10