Teny iditra fikizahana (kizaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] fanesoana [Rakotosaona 1975]
 Fanesoana, fanomezan-tsiny, famelivelezana, fandevilevena, famoapoahana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31