Teny iditra fikobaba (kobaba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mikobaba, izany hoe mikotaba noho ny fahatairana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se hâter, de se démener, de se troubler [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27