Teny iditra | fikobabaka (kobabaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikobabaka, izany hoe mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de s’empresser, de s’agiter [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |