Teny iditra | fikobana (kobana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra na fomban' ny zavatra mikobana, izany hoe mihetsika indray rehefa avy nandry nilamina tsara [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de remuer, l'état de ce qui est agité, le renflement d'un habit [1.3] | |
Fivaditsoratra | bainkafo, fanakibo, faniboka, fibonaka, fikobana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |