Teny iditra | fikodadaka (kodadaka (dadaka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mikodadaka, izany hoe miteny haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de bredouiller [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |