Teny iditra fikodedika (kodedika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de bredouiller [1.3]
Tovy hevitra fikodedy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27