Teny iditra fikolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mikolokolo, izany hoe mitandrina fatratra sy manao izay hahasoa lalandava [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20