Teny iditra fikonainainana (konainaina (nainaina))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaraindrainana lavareny, fitolokoana, fimonomononana [1.1]
Tovy hevitra fikonainana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06