Teny iditra fikopahana (kopaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fan [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Eventail, ventilateur [1.3]
Ohatra ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285]
Tovy hevitra fikopaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02