Teny iditra fikopaka (kopaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mikopaka [1.1]

Teny iditra fikopaka (kopaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Felan-javatra voamboatra izay ahetsiketsika mba hahazoandrivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fan [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay éventail [1.8]
Tovy hevitra fikopahana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20