Teny iditra | fikoriana (koriana (ria)) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra mikoriana na mandeha midina moramora, misosa ho azy [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de couler, de rouler [1.3] | ||
écoulement [1.13] | |||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | fikoriana, fiokirana, firokiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |