Teny iditra fikorirarirana (korirarira (korira))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisangisangiana, fanaovana kivazivazy, fandaniana andro amin' ny fanaovana kivazivazy sy hatsikana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31