Teny iditra | fikorontanana (korontana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Tsy filaminana, fisafotofotoana ¶ Tsy fifanarahana, tabataba, fitabatabana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | disorder, rebellion; a quarrel, disunion [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | désordre, trouble, tumulte; querelle, dispute [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |