Teny iditra fikoropahana (koropaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsehana toa tsy voahevitra loatra, ka tsy mandeha amin' izay izy ny atao noho ny fahamaikanana ny hamaimaizana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05