Teny iditra | fikorotehana (korotika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faharovitana, fahasimbana, fisavorovoroana [1.1] | |
Teny iditra | fikorotehana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Fandrombaka, fifandrombahana, farombaka [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |