Teny iditra fikotrohana (kotroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan' ny tena, fipoapoahan' ny nify mikatrokatroka)
Fianjerana mitalakotrokotroka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20