Teny iditra fila (ila)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba enti-mila
¶ Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Teny iditra fila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] propriété foncière résultant du travail personnel [Deschamps 1936]

Teny iditra fila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] vato [Rakotosaona 1972]

2009/09/01