Teny iditra filafila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampitambazana, manaiky dia manda indray, ary toy izany hatrany hatrany toy ny te-hampijaly ilay olona ampanantenan-javatra. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2011/11/06