Teny iditra filamaka (lamaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra na fomban' ny zavatra milamaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from milamaka (lamaka).] A mat. (Prov.) [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] natte. (Rac. làmaka) § tsìhy. [David: Dialectes (takila F)]
Mpitovy hevitra tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31