Teny iditra filangalanga (langalanga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin' ny toerana avo, miringiringy, miavonavona, mianjonanjona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05