Teny iditra filanjana (lanja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy
Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A palanquin [1.2, 1.7]
 A pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [1.2]
 A litter for carrying the sick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chaise à porteurs [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20