Teny iditra filankevi-pitantanana
Singan-teny filankevitra ; fitantanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rafitra misy eo anivon' ny orinasa, ivondronana olona vitsivitsy tendrena avy amina sampandraharaha vitsivitsy mba hiaraka hisalahy amin' ny fitantanan-draharaha iray [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29