Teny iditra |
filankevitry > filankevitra
(ila, hevitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [Rajemisa 1985]
|
| fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [Akademia 2005]
|
Endriteny |
filankevitra
filankevitro
filankevitrao
filankeviny
filankevitsika
filankevitray
filankevitrareo
filankevitr'
filankevi-
filankevitry
| |
-pilankevitra
-pilankevitro
-pilankevitrao
-pilankeviny
-pilankevitsika
-pilankevitray
-pilankevitrareo
-pilankevitr'
-pilankevi-
-pilankevitry
| |
|
Tsipelina hafa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
filankevitry > filan-kevitra
(ila, hevitra)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Famaritana malagasy | toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [Akademia 2000B]
|
Fandikana frantsay | accueil, renseignements [Akademia 2000B]
|
|