Teny iditra filankevitry ny ministra
Singan-teny filankevitra ; ministra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25