Teny iditra filantolanto (lantolanto (lanto))
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany. [2.5]
2Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana; [2.529]
Haiendriteny 
Tsotra : filantolanto, filantolantoko, filantolantonao, filantolantony, filantolantontsika, filantolantonay, filantolantonareo, filantolanton', filantolanton-, filantolantom-
Tovonana : -pilantolanto, -pilantolantoko, -pilantolantonao, -pilantolantony, -pilantolantontsika, -pilantolantonay, -pilantolantonareo, -pilantolanton', -pilantolanton-, -pilantolantom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20