Teny iditra filasiana (lasy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona
¶ Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany [Rajemisa 1985]

2009/02/23