Teny iditra filazan > filazana (laza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A report, an announcement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3]
 Annonce, avis [1.5]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra filazan > Filazana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.2666667, 46.6666667

Fivaditsoratra 

Teny iditra filazan > filaza (laza)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina milaza
Azo lazaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3]
Ohatra 
1Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117]
2Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285]
3Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245]
4Filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4]
Haiendriteny 
Tsotra : filaza, filazako, filazanao, filazany, filazantsika, filazanay, filazanareo, filazan', filazan-, filazam-
Tovonana : -pilaza, -pilazako, -pilazanao, -pilazany, -pilazantsika, -pilazanay, -pilazanareo, -pilazan', -pilazan-, -pilazam-
Kamban-teny 
Ohabolana 