Teny iditra filazana (laza)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarak [...]
¶ Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana r [...]
¶ Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a report, an announcement [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (voici l'annonce qui a été collée sur le mur.) [Abinal 1888]
   annonce, avis [Rajaonarimanana 1995]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny filazana itý (1): Filazana

Teny iditra Filazana (filazana)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   filazana
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/12