Teny iditra filelafana (lelaka (lela))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra
Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka
Firehetana be mamoaka lelafo avo be [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20