Teny iditra filelalela (lelalela (lela))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any
Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano
Toetran 'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20