Teny iditra filibana (liba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaranampo tanteraka, fanaovana ny tiana sy ny danin' ny kibo
Fikarenjena, fitiavana lalao sy fahafinaretana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05