Teny iditra filiro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Haingon-kazo vita sokitra [Rajemisa 1985]
   haingon-javatra mivohitra na koaka ary tsy miova endrika eo amin'ny rafitra [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   moulure
¶ filiro an-dohany: apex
¶ filiro koaka: cavet
¶ filiro kely mibontana: baguette
¶ filiro madinika, filiro mipetaka: filet
¶ filiro mafilo: empattement filiforme
¶ filiro mahitsy tsipika: empattement fin horizontal
¶ filiro miantsotro: scotie
¶ filiro mibontsina: tore
¶ filiro mieso: doucine
¶ filiro mieso mivadika: talon
¶ filiro mivohon-tsotro: boudin
¶ filiro telolafy: empattement triangulaire [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: feuillure.

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/27