Teny iditra filo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] fanjaitra [Rakotosaona 1972]
 fanjaitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a needle. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] aiguille [Deschamps 1936]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra filo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny benitra eo andohan' ny basy izay ajoro ka atao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cross bayonets guarding a passage or road. [Eng. file (?).] [Richardson 1885]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/02/23