Teny iditra | filofo (lofo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra na isan'ny omby novonoina (raha misy maty) [1.1] | |
Teny iditra | filofo (lofo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina milofo, na mikezaka, mikely aina [1.1] | |
Fivaditsoratra | fifolo, filofo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |