Teny iditra | filofosana (lofo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [1.1] | |
Teny iditra | filofosana (lofo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |