Teny iditra fimontotra (montotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona montotra, fomba entina miseho ho montotra, izany hoe sosotra ka toa mibontsin' ny hatezerana ny tarehy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est saillant, manière de se fâcher [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23