Teny iditra finaikanaikana (naikanaika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitenenana na fanaovana zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05