Teny iditra finengo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazam-borona an'ala toa domohina maitso [Rakotosaona 1972]
  [Taimoro] Karazam-boromailala maitso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a provincial name for a species of pigeon. Same as fonimaitso [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, pigeon vert-bleu. (boaka, fitiliadabo). [David 1952 (takila F)]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra boaka ~ fitiliadabo ~ fonimaitso

2017/03/10