Teny iditra finga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tsatokaty lehibe, tsangambava [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] voatavo maina atao solon-jinga [Rakotosaona 1972]
   [Bara] vilia, zinga [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] vilia [Rakotosaona 1972]
   Voatavo fitondran-drano [Rajemisa 1985]
   [Sakalava] Lovia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Provincial] a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] calebasse servant à boire [Deschamps 1936]

Teny iditra finga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Betsileo] a shrub or tree [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila F)]
Voambolana  

2017/03/10