Teny iditra fingana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanjerana na fandavoana amin' ny famelezana ny tongotra
¶ Tetidratsy hamelezana ny hafa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a trip up, a stroke by which a person is tripped up. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay croc-en-jambe; se dit de tout ce qui accroche le pied et fait trébucher [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra fingana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy mahafingana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui trébuche [Abinal 1888]

2012/02/03