Teny iditra fingonongonona (ngonongonona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mingonongonona, izany hoe milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31