Teny iditra fingonongononana (ngonongonona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31