Teny iditra fingotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin' ny kitrokely nvozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy
¶ (biby) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-balala. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the part of the leg immediately above the ankle. Comp. fingana. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] partie de la cheville. [David 1952 (takila F)]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra fingotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo fakana dity matezaroritina izay anamboarana karazan-javatra maro toy ny kodiaran' ny fiarakodia, bisikilety... [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a climbing plant from which india rubber is obtained; india rubber. Vahea madagascariensis, Bojer. Same as fingitra. (Prov.) [Richardson 1885]
 rubber [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay caoutchouc [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Vahea madagascariensis

Teny iditra fingotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo iray karazana amin' ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/03/10