Teny iditra finjifinjy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangirifiriana na fihafihafiana noho ny aretina na ny fitondrana akanjo manery ny tena. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a tremor, a tremulous motion of the body through fear or pain. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/10/23